Mikasika ny fampiharana sy fampananan-kery ny Fifanarahana eo amin'ny Fanjakan'i Maraoka sy ny Repoblikan'i Madagasikara mba ialà na amin'ny fakan-ketra indroa miantoana ary koa iadiana amin'ny fandosiran-ketra amin'ny vola miditra
Fanamarinana ara-ketra ho an'ireo candidat amin'ny fifidianana kaominaly sy monisipaly,
Fangatahana sy atotan-taratasy vitsivtsy ilan'ireo kandidà ho an'ny fifidianana kaominaly sy monisipaly izay atao ny 27 Novambra ho avy izao.
Application des dispositions des articles 20.03.03 et 20.06.31 du CGI relatives à l'installation obligatoires de caisse enregistreuse auprès de certains contribuables.
Ho fampiharana ny fepetry ny andininy 01.03.07, 01.03.08 sy 01.03.16 ny Fehezan-dalà na Ankapobe momba ny Hetra mikasika ny fikajiana ny vola miditra ankapobeny sy ny tombontsoa tsy raisina lelavola omena ny mpikarama sy amin'ny hetra voalaza araka ny drafi-mariky ny IRSA.